Psalms 112:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy; hotsarovana mandrakizay ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba hangozohozo na oviana na oviana izy, hamela fahatsiarovana mandrakizay ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hihontsona na oviana na oviana ny olo-marina; haharitra mandrakizay ny fahatsiarovana azy.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy; Hotsarovana mandrakizay ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy; hotsarovana mandrakizay ny marina.
malagasy
Fa tsy hangozohozo mandrakizay izy; Hotsarovana mandrakizay ny marina.