Psalms 112:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba matahotra ny hahare loza izy; tafatoetra ny fony, matoky NY TOMPO izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba matahotra ampandrenesina loza izy miorina mafy ny fony, matoky an’i Iaveh izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fandrenesana loza dia tsy mba atahorany; ny fony mitombina matoky ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Tsy mba manahinahy hahare loza izy; Tafatoetra matoky an'i Jehovah ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba matahotra ny hahare loza izy; tafatoetra ny fony, matoky NY TOMPO izy.
malagasy
Tsy mba manahinahy hahare loza izy; Tafatoetra matoky an'i Jehovah ny fony.