Psalms 112:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara mpanohana ny fony ka tsy hatahotra izy, mandra-pifaliny mahita ny amin’ny mpandrafy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy nety nihozongozona ny fony, tsy matahotra izy mandra-pahitany ny fahavalony hoe resy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahery fo izy ka tsy mba hatahotra ary dia hahita ny fahavalony resy.
Malagasy Bible 1865
Voatohana ny fony, ka tsy hatahotra izy, Mandra-pifaliny mahita ny amin'ny mpandrafy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara mpanohana ny fony ka tsy hatahotra izy, mandra-pifaliny mahita ny amin’ny mpandrafy azy.
malagasy
Voatohana ny fony, ka tsy hatahotra izy, Mandra-pifaliny mahita ny amin'ny mpandrafy azy.