Psalms 113:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie ny anaran’NY TOMPO hatramin’izao ka ho mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie ny Anaran’i Iaveh, dieny ankehitriny ka ho mandrakizay!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie ny anarany hatrizao ka ho mandrakizay!
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie ny anaran'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie ny anaran’NY TOMPO hatramin’izao ka ho mandrakizay.
malagasy
Isaorana anie ny anaran'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay.