Psalms 113:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatramin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatramin’ny filentehany dia hoderaina anie ny anaran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoderaina anie ny Anaran’i Iaveh, hatreo amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatreo amin’ny filentehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, hoderaina anie ny anaran’ny TOMPO!
Malagasy Bible 1865
Hatramin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny filentehany No hoderaina anie ny anaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatramin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatramin’ny filentehany dia hoderaina anie ny anaran’NY TOMPO.
malagasy
Hatramin'ny fiposahan'ny masoandro ka hatramin'ny filentehany No hoderaina anie ny anaran'i Jehovah.