Psalms 113:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avo ambonin’ny firenena rehetra NY TOMPO; ambonin’ny lanitra ny voninahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafasandratra ambonin’ny firenen-drehetra i Iaveh, mihoatra ny lanitra ny voninahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambonin’ny firenen-drehetra ny TOMPO; ambonin’ny lanitra ny voninahiny.
Malagasy Bible 1865
Avo ambonin'ny jentilisa Jehovah; Ambonin'ny lanitra ny voninahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avo ambonin’ny firenena rehetra NY TOMPO; ambonin’ny lanitra ny voninahiny.
malagasy
Avo ambonin'ny jentilisa Jehovah; Ambonin'ny lanitra ny voninahiny.