Psalms 113:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no tahaka NY TOMPO Andriamanitsika izay mipetraka any amin’ny avo
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no tahaka an’i Iaveh Andriamanitsika? izay mipetraka any amin’ny avo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no tahaka ny TOMPO Andriamanitsika? Mipetraka eo an-tsezafiandrianany ao ambony Izy
Malagasy Bible 1865
Iza no tahaka an'i Jehovah Andriamanitsika, Izay mipetraka any amin'ny avo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no tahaka NY TOMPO Andriamanitsika izay mipetraka any amin’ny avo
malagasy
Iza no tahaka an'i Jehovah Andriamanitsika, Izay mipetraka any amin'ny avo,