Psalms 113:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa miondrika mijery ny any an-danitra sy ny etỳ an-tany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary mitsinjo atỳ ambany, eny an-danitra sy etỳ an-tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa miondrika mba hitazana izay eny an-danitra sy etỳ an-tany,
Malagasy Bible 1865
Nefa miondrika mijery Ny any an-danitra sy ny etỳ an-tany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa miondrika mijery ny any an-danitra sy ny etỳ an-tany?
malagasy
Nefa miondrika mijery Ny any an-danitra sy ny etỳ an-tany?