Psalms 113:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manangana ny malahelo hiala amin’ny vovoka Izy ary manandratra ny mahantra ho afaka eo amin’ny zezika
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manandratra ny ory hiala amin’ny vovoka Izy, manesotra ny mahantra hiala amin’ny zezika Izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manarina ny malahelo hiala amin’ny vovoka sy manandratra ny mahantra hiala amin’ny fako
Malagasy Bible 1865
Manangana ny malahelo hiala amin'ny vovoka Izy Ary manandratra ny mahantra ho afaka eo amin'ny zezika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manangana ny malahelo hiala amin’ny vovoka Izy ary manandratra ny mahantra ho afaka eo amin’ny zezika
malagasy
Manangana ny malahelo hiala amin'ny vovoka Izy Ary manandratra ny mahantra ho afaka eo amin'ny zezika,