Psalms 113:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hametraka azy ho naman’ny mpanapaka, dia ny mpanapaka eo amin’ny olony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hampipetraka azy miaraka amin’ny andriandahy, dia miaraka amin’ny andriandahin’ny vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba hampiray toerana azy amin’ny mpifehy, dia ireo mpifehy mitondra ny vahoakany;
Malagasy Bible 1865
Mba hametraka azy ho naman'ny mpanapaka ny olony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hametraka azy ho naman’ny mpanapaka, dia ny mpanapaka eo amin’ny olony.
malagasy
Mba hametraka azy ho naman'ny mpanapaka ny olony.Mampitoetra tsara ny momba Izy, Fa mahatonga azy ho renin-jaza mifaly. Haleloia.