Psalms 114:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fony nivoaka avy tany Ejipta ny Israely, dia ny taranak’i Jakoba avy tany amin’ny firenena hafa fiteny,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nivoaka tany Ejipta i Israely ka niala tamin’ny firenena barbarianina ny fianakavian’i Jakôba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haleloià! Fony niala tany Ejipta ireo Israelita, taranak’i Jakôba, ka nandao an’ilay firenena lozabe sady hafa fiteny,
Malagasy Bible 1865
Fony nivoaka avy tany Egypta ny Isiraely, Dia ny taranak'i Jakoba avy tany amin'ny firenena hafa fiteny,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fony nivoaka avy tany Ejipta ny Israely, dia ny taranak’i Jakoba avy tany amin’ny firenena hafa fiteny,
malagasy
[Ny horohoron'ny tany aman-danitra tamin'ny nanavotan'Andriamanitra ny olony tany Egypta] Fony nivoaka avy tany Egypta ny Isiraely, Dia ny taranak'i Jakoba avy tany amin'ny firenena hafa fiteny,