Psalms 114:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tonga fitoerany masina i Joda ary Israely no fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Jodà no tonga fitoerany masina, i Israely no fanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia tonga Toeramasin’ny Tompo i Joda ary faritany anjakany i Israely.
Malagasy Bible 1865
Joda no fitoerany masina, Isiraely no fanjakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tonga fitoerany masina i Joda* ary Israely no fanjakany.
malagasy
Joda no fitoerany masina, Isiraely no fanjakany.