Psalms 114:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita azy ny ranomasina ka nandositra ary nihemotra i Jordana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita azy ny ranomasina dia nandositra, i Jordany nianòtra niverina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ranomasina nahita ny Israelita ka nandositra; ny ony Jôrdàna nanjary niorika;
Malagasy Bible 1865
Ny ranomasina nahita ka nandositra; Ary niorika Jordana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita azy ny ranomasina ka nandositra ary nihemotra i Jordana.
malagasy
Ny ranomasina nahita ka nandositra; Ary niorika Jordana.