Psalms 114:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tendrombohitra dia nifalihavanja tahaka ny ondrilahy ary ny havoana tahaka ny zanak’ondry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tendrombohitra nifalihavanja, tahaka ny ondralahy; ary ny havoana tahaka ny zanak’ondry.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny tendrombohitra niantsambotra toa ondrilahy ary ny havoana nitsambikina toa zanakosy.
Malagasy Bible 1865
Ny tendrombohitra dia nifalihavanja tahaka ny ondrilahy, Ary ny havoana tahaka ny zanak'ondry.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tendrombohitra dia nifalihavanja tahaka ny ondrilahy ary ny havoana tahaka ny zanak’ondry.
malagasy
Ny tendrombohitra dia nifalihavanja tahaka ny ondrilahy, Ary ny havoana tahaka ny zanak'ondry.