Psalms 114:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy? Ary ianareo havoana, no tahaka ny zanak’ondry?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahoana ireto ianareo, ry tendrombohitra, no mifalihavanja hoatra ny ondralahy ary ianareo ry havoana, toy ny zanak’ondry?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana ianareo, ry tendrombohitra, no miantsambotra toa ondrilahy, ary ianareo, ry havoana, no mitsambikina toa zanakosy?
Malagasy Bible 1865
Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; Ary ianareo havoana, tahaka ny zanak'ondry?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy? Ary ianareo havoana, no tahaka ny zanak’ondry?
malagasy
Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; Ary ianareo havoana, tahaka ny zanak'ondry?