Psalms 114:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihorohoroa eo anatrehan’ny Tompo, ry tany, dia eo anatrehan’Andriamanitr’i Jakoba
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mangovita eo anatrehan’ny Tavan’ny Tompo, ry tany, dia eo anatrehan’ny Tavan’ny Andriamanitr’i Jakôba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ianao, ry tany, hientanentan-kafaliana eo anoloan’ny Tompo, dia ny Andriamanitr’i Jakôba,
Malagasy Bible 1865
Mihorohoroa eo anatrehan'ny Tompo, ry tany, Dia eo anatrehan'Andriamanitr'i Jakoba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihorohoroa eo anatrehan’ny Tompo, ry tany, dia eo anatrehan’Andriamanitr’i Jakoba
malagasy
Mihorohoroa eo anatrehan'ny Tompo, ry tany, Dia eo anatrehan'Andriamanitr'i Jakoba.Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano.