Psalms 114:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay mampody ny vatolampy ho farihy ary ny vatoafo ho loharano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay manova ny harambato ho farihy ary ny vatolampy ho loharano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa manova ny vatolampy ho farihy Izy, mahatonga ny karaobato ho loharano!
Malagasy Bible 1865
Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay mampody ny vatolampy ho farihy ary ny vatoafo ho loharano.
malagasy
Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano.