Psalms 115:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra fa ny anaranao ihany, noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izahay, ry Iaveh, tsy izahay, fa ny Anaranao no omeo ny voninahitra noho ny famindram-ponao, sy noho ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza izahay, ry TOMPO ô, aza izahay fa Ianao ihany no omem- boninahitra, noho ny fitiavanao sy ny toetranao mahatoky.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anaranao ihany, Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra fa ny anaranao ihany, noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.
malagasy
[Fampitahana an'Andriamanitry ny Isiraely sy ny sampin'ny Jentilisa] Jehovah ô, aza izahay, aza izahay no omena voninahitra, Fa ny anaranao ihany, Noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao.