Psalms 115:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry taranak’i Arona ô, matokia NY TOMPO; heriny sy ampingany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry taranak’i Aarôna, apetraho amin’i Iaveh ny fitokianao! Izy no vonjiny sy fitokian’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry taranak’i Aharôna ô, matokia ny TOMPO. –Heriny sy ampingany Izy!
Malagasy Bible 1865
Ry taranak'i Arona ô, matokia an'i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry taranak’i Arona ô, matokia NY TOMPO; heriny sy ampingany Izy.
malagasy
Ry taranak'i Arona ô, matokia an'i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.