Psalms 115:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo izay matahotra NY TOMPO, matokia NY TOMPO; heriny sy ampingany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo matahotra an’i Iaveh, apetraho amin’i Iaveh ny fitokianareo! Izy no vonjiny sy ampingan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry mpanaja ny TOMPO ô, matokia ny TOMPO. –Heriny sy ampingany Izy!
Malagasy Bible 1865
Hianareo izay matahotra an'i Jehovah, matokia an'i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo izay matahotra NY TOMPO, matokia NY TOMPO; heriny sy ampingany Izy.
malagasy
Hianareo izay matahotra an'i Jehovah, matokia an'i Jehovah; Heriny sy ampingany Izy.