Psalms 115:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahatsiaro antsika NY TOMPO ka mitahy; hitahy ny taranak’Israely Izy; hitahy ny taranak’i Arona Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nahatsiaro antsika i Iaveh, ka hitahy! Hitahy ny taranak’i Israely Izy hitahy ny taranak’i Aarôna Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahatsiaro antsika ny TOMPO ka mitahy: –Hotahîny anie ny fokon’i Israely! –Hotahîny anie ny taranak’i Aharôna!
Malagasy Bible 1865
Jehovah mahatsiaro ka mitahy antsika; Hitahy ny taranak'i Isiraely Izy; Hitahy ny taranak'i Arona Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahatsiaro antsika NY TOMPO ka mitahy; hitahy ny taranak’Israely Izy; hitahy ny taranak’i Arona Izy;
malagasy
Jehovah mahatsiaro ka mitahy antsika; Hitahy ny taranak'i Isiraely Izy; Hitahy ny taranak'i Arona Izy;