Psalms 115:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hahamaro anareo anie NY TOMPO, dia ianareo mbamin’ny zanakareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampitomboin’i Iaveh anie ny fanambinany anareo, dia ianareo sy ny zanakareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohamaroin’ny TOMPO anie ny ankohonanareo, dia ny anareo sy ny an’ny zanakareo!
Malagasy Bible 1865
Jehovah anie hampitombo anareo, Dia ianareo mbamin'ny zanakareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hahamaro anareo anie NY TOMPO, dia ianareo mbamin’ny zanakareo.
malagasy
Jehovah anie hampitombo anareo, Dia ianareo mbamin'ny zanakareo.