Psalms 115:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitahy anareo anie NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitahy anareo anie i Iaveh, izay nanao ny lanitra sy ny tany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitahy anareo anie ny TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany!
Malagasy Bible 1865
Hitahy anareo anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitahy anareo anie NY TOMPO, Mpanao ny lanitra sy ny tany.
malagasy
Hitahy anareo anie Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany.