Psalms 115:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lanitra dia lanitry NY TOMPO; fa ny tany dia nomeny ho an’ny zanak’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lanitra dia ny lanitr’i Iaveh, fa ny tany kosa nomeny ny zanak’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lanitra dia an’ny TOMPO; ny tany kosa nomeny ny olombelona!
Malagasy Bible 1865
Ny lanitra dia an'i Jehovah: fa ny tany nomeny ho an'ny zanak'olombelona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lanitra dia lanitry NY TOMPO; fa ny tany dia nomeny ho an’ny zanak’olombelona.
malagasy
Ny lanitra dia an'i Jehovah: fa ny tany nomeny ho an'ny zanak'olombelona.