Psalms 115:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba hidera NY TOMPO ny maty, na izay rehetra midina any amin’ny mangingina;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny maty no midera an’i Iaveh dia ireo midina ho any amin’ny toerana fanginana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ireo maty no hidera ny TOMPO na ireo mitsitra any an-toera-mangina;
Malagasy Bible 1865
Ny maty tsy mba hidera an'i Jehovah. Na izay midina any amin'ny mangingina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba hidera NY TOMPO ny maty, na izay rehetra midina any amin’ny mangingina;
malagasy
Ny maty tsy mba hidera an'i Jehovah. Na izay midina any amin'ny mangingina;Fa izahay hisaotra an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay. Haleloia.