Psalms 115:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izahay kosa dia hisaotra NY TOMPO hatramin’izao ka ho mandrakizay. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa isika, dia isika no hisaotra an’i Iaveh hatramin’izao ka ho mandrakizay. Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa isika velona no misaotra ny TOMPO manomboka izao ka ho mandrakizay. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izahay kosa dia hisaotra NY TOMPO hatramin’izao ka ho mandrakizay. Haleloia*.
malagasy
Fa izahay hisaotra an'i Jehovah Hatramin'izao ka ho mandrakizay. Haleloia.