Psalms 115:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana ny Jentilisa no miteny hoe: Aiza izay Andriamaniny?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana no ilazan’ny firenena hoe: «Aiza àry ny Andriamanitr’izy ireo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana no ilazan’ireo hafa firenena hoe: Mba aiza ity Andriamanitrareo?
Malagasy Bible 1865
Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana ny Jentilisa* no miteny hoe: Aiza izay Andriamaniny?
malagasy
Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny?