Psalms 115:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa any an-danitra Andriamanitsika; efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any an-danitra ny Andriamanitsika; izay tiany hatao, vitany avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay Andriamanitray dia any an-danitra, ka efany avokoa izay tiany hatao.
Malagasy Bible 1865
Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa any an-danitra Andriamanitsika; efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
malagasy
Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.