Psalms 115:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Volafotsy sy volamena ny sampin’ireny, asa nataon’ny tanan’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sampin’izy ireo dia volafotsy sy volamena, asan-tanan’olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sampin’ny hafa firenena kosa dia volafotsy amam-bolamena; zavatra notefen’olombelona ireny:
Malagasy Bible 1865
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny, Asan'ny tanan'olona:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Volafotsy sy volamena ny sampin’ireny, asa nataon’ny tanan’olombelona.
malagasy
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny, Asan'ny tanan'olona: