Psalms 115:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manan-tsofina izy nefa tsy mandre; manana orona izy nefa tsy manimbolo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manan-tsofina fa tsy mahare, manana orona fa tsy manimbolo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manan-tsofina fa tsy mandre; manana orona fa tsy manambolo;
Malagasy Bible 1865
Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manan-tsofina izy nefa tsy mandre; manana orona izy nefa tsy manimbolo;
malagasy
Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo: