Psalms 115:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
manan-tanana izy nefa tsy mandray; manan-tongotra izy nefa tsy mandeha ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
manan-tanana fa tsy mandray, manan-tongotra fa tsy mamindra. Ny tendany tsy amoahany feo akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
manan-tanana fa tsy mandray; manan-tongotra fa tsy mandeha; ary ny tendany tsy mahaloa-peo.
Malagasy Bible 1865
Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
manan-tanana izy nefa tsy mandray; manan-tongotra izy nefa tsy mandeha ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
malagasy
Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.