Psalms 115:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanahaka azy anie izay nanao azy mbamin’izay rehetra mitoky aminy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tahaka azy anie izay manao azy sy izay rehetra mitoky aminy!
Malagasy Bible 1865
Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
malagasy
Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.