Psalms 116:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho dia tia NY TOMPO satria efa nandre ny feon’ny fifonako Izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiako Izy, satria ren’i Iaveh, ny feoko, ny fitarainako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tiako ny TOMPO noho Izy mihaino ny feoko fony aho mitalaho aminy.
Malagasy Bible 1865
Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre Ny feon'ny fifonako Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho dia tia NY TOMPO satria efa nandre ny feon’ny fifonako Izy;
malagasy
[Fisaorana nataon'izay saiky maty, nefa novonjen'Andriamanitra] Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre Ny feon'ny fifonako Izy.