Psalms 116:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanam-pinoana tokoa aho na dia niteny aza hoe: Reraka loatra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matoky aho, na dia milaza hoe aza: «Fara fahoriana aho ity!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natoky aho, na dia efa nahateny aza hoe: «Farafahoriana tokoa aho!»
Malagasy Bible 1865
Nino aho; hiteny tokoa aho; Mahantra indrindra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanam-pinoana tokoa aho na dia niteny aza hoe: Reraka loatra aho.
malagasy
Nino aho; hiteny tokoa aho; Mahantra indrindra aho.[Na: fa hiteny aho]