Psalms 116:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho tamin’ny fahatairako: Mpandainga ny olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho, tao anatin’ny fahakiviako: «Mpandainga avokoa ny olombelona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taitra loatra aho ka loa-bolana hoe: «Mpandainga avokoa ny olombelona!»
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho tamin'ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho tamin’ny fahatairako: Mpandainga ny olona rehetra.
malagasy
Hoy izaho tamin'ny fahatairako; Mpandainga ny olona rehetra.