Psalms 116:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona no havaliko NY TOMPO noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona no havaliko an’i Iaveh, noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona no havaliko ny TOMPO noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Malagasy Bible 1865
Inona no havaliko an'i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona no havaliko NY TOMPO noho ny soa rehetra nataony tamiko?
malagasy
Inona no havaliko an'i Jehovah Noho ny soa rehetra nataony tamiko?