Psalms 116:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handray ny kapoaky ny famonjena aho ka hiantso ny anaran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanainga ny kôpin’ny famonjena aho, ka hiantso ny Anaran’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitondra fanatitra divay aho ka hanao antso avo ny lazan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Handray ny kapoaky ny famonjena aho Ka hiantso ny anaran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handray ny kapoaky ny famonjena aho ka hiantso ny anaran’NY TOMPO.
malagasy
Handray ny kapoaky ny famonjena aho Ka hiantso ny anaran'i Jehovah.