Psalms 116:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanefa ny voadiko amin’NY TOMPO aho; eny, eo anatrehan’ny olony rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanefa ny voadiko tamin’i Iaveh aho, eo anatrehan’ny vahoakany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanefa ny voadiko amin’ny TOMPO aho eo anatrehan’ny vahoakany tafangona.
Malagasy Bible 1865
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan'ny olony rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanefa ny voadiko amin’NY TOMPO aho; eny, eo anatrehan’ny olony rehetra.
malagasy
Hanefa ny voadiko amin'i Jehovah aho. Eny, eo anatrehan'ny olony rehetra.