Psalms 116:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia eo an-kianjan’ny tranon’NY TOMPO, eo afovoanao, ry Jerosalema ô! Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
eo an-kianjan’ny tranon’i Iaveh, dia eo anatin’ny mandanao, ry Jerosalema. Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia eo an-kianjan’ny tranon’ny TOMPO, eo afovoanao, ry Jerosalema. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Dia eo an-kianjan'ny tranon'i Jehovah, Eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia eo an-kianjan’ny tranon’NY TOMPO, eo afovoanao, ry Jerosalema ô! Haleloia*.
malagasy
Dia eo an-kianjan'ny tranon'i Jehovah, Eo afovoanao, ry Jerosalema ô. Haleloia.