Psalms 116:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy; dia hiantso aho raha mbola velona koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanongilan-tsofina tamiko Izy, ka hiantso Azy aho, ny andro rehetra hiainako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manongilan-tsofina amiko Izy ka hantsoiko, raha mbola velona koa aho.
Malagasy Bible 1865
Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy; dia hiantso aho raha mbola velona koa.
malagasy
Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.