Psalms 116:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nihodidina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana ary nahazo ahy ny fahorian’ny fitoeran’ny maty; nahita fahoriana sy alahelo aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa nihodidina tamiko ny fatoran’ny fahafatesana, efa nahazo ahy ny tebitebin’ny Seoly; efa nianjady tamiko ny fanahiana amam-pahoriana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahafatesana toa efa nitana ahy am-patorana; ny toeran’ny maty toa efa nangeja harato ahy, tojo fahoriana sy tebiteby aho,
Malagasy Bible 1865
Nihodidina tamiko ny famatoran'ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian'ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nihodidina tamiko ny famatoran’ny fahafatesana ary nahazo ahy ny fahorian’ny fitoeran’ny maty*; nahita fahoriana sy alahelo aho.
malagasy
Nihodidina tamiko ny famatoran'ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian'ny fiainan-tsi-hita; Nahita fahoriana sy alahelo aho. [Heb. Sheola]