Psalms 116:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso ny anaran’NY TOMPO aho hoe: Mifona Aminao aho, TOMPO ô, afaho aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa niantso ny Anaran’i Iaveh aho, nanao hoe: «Iaveh ô, vonjeo ny fanahiko!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka niantso ny TOMPO nanao hoe: «Miangavy aho, TOMPO ô, mba vonjeo re aho!»
Malagasy Bible 1865
Dia niantso ny anaran'i Jehovah hoe aho: Jehovah ô, mifona aminao aho, vonjeo ny fanahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso ny anaran’NY TOMPO aho hoe: Mifona Aminao aho, TOMPO ô, afaho aho.
malagasy
Dia niantso ny anaran'i Jehovah hoe aho: Jehovah ô, mifona aminao aho, vonjeo ny fanahiko.