Psalms 116:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mamindra fo sy marina NY TOMPO; eny, miantra Andriamanitsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamindra fo sy marina i Iaveh, miantra ny Andriamanitsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantra sy marina ny TOMPO, mamindrafo ny Andriamanitray.
Malagasy Bible 1865
Mamindra fo sy marina Jehovah Eny, miantra Andriamanitsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mamindra fo sy marina NY TOMPO; eny, miantra Andriamanitsika.
malagasy
Mamindra fo sy marina Jehovah Eny, miantra Andriamanitsika.