Psalms 116:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miaro ny olona tso-po NY TOMPO; reraka aho dia namonjy ahy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miaro ny osa i Iaveh; ory aho ka novonjeny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miaro ny olon-tsotra ny TOMPO; reraka aho ka novonjeny.
Malagasy Bible 1865
Miaro ny kely saina Jehovah; Reraka aho, dia namonjy ahy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miaro ny olona tso-po NY TOMPO; reraka aho dia namonjy ahy Izy.
malagasy
Miaro ny kely saina Jehovah; Reraka aho, dia namonjy ahy Izy.