Psalms 116:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miverena ho amin’ny fitsaharanao, ry fanahiko, fa NY TOMPO efa nanisy soa anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry fanahiko ô, miverena amin’ny fitsaharanao, fa i Iaveh manototra soa anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Milamîna indray, ry fanahiko, fa ny TOMPO efa nanisy soa anao».
Malagasy Bible 1865
Miverena ho amin'ny fitsaharanao, ry fanahiko, Fa Jehovah efa nanisy soa anao,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miverena ho amin’ny fitsaharanao, ry fanahiko, fa NY TOMPO efa nanisy soa anao.
malagasy
Miverena ho amin'ny fitsaharanao, ry fanahiko, Fa Jehovah efa nanisy soa anao,