Psalms 116:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianao dia nanafaka ny fanahiko tamin’ny fahafatesana sy ny masoko tamin’ny ranomaso ary ny tongotro tamin’ny fahatafintohinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny, Ianao efa nanafaka ny fanahiko tamin’ny fahafatesana, ny masoko tamin’ny ranomaso, ny tongotro tamin’ny halavoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao tokoa, TOMPO ô, no nanafaka ahy tsy ho faty; ka ny masoko tsy hitomany, ny tongotro tsy ho solafaka.
Malagasy Bible 1865
Dia namonjy ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Hianao Sy ny masoko tamin'ny ranomaso Ary ny tongotro tamin'ny fahatafintohinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianao dia nanafaka ny fanahiko tamin’ny fahafatesana sy ny masoko tamin’ny ranomaso ary ny tongotro tamin’ny fahatafintohinana.
malagasy
Dia namonjy ny fanahiko tamin'ny fahafatesana Hianao Sy ny masoko tamin'ny ranomaso Ary ny tongotro tamin'ny fahatafintohinana.