Psalms 116:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handeha eo anatrehan’NY TOMPO eo amin’ny tanin’ny velona aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho mbola handeha eo anatrehan’i Iaveh eo amin’ny tanin’ny velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hiaina eo anatrehanao aho eto amin’ity tany ivelomanay ity.
Malagasy Bible 1865
Handeha eo anatrehan'i Jehovah Eo amin'ny tanin'ny velona aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handeha eo anatrehan’NY TOMPO eo amin’ny tanin’ny velona aho.
malagasy
Handeha eo anatrehan'i Jehovah Eo amin'ny tanin'ny velona aho.