Psalms 117:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO, ry firenena rehetra; omeo voninahitra Izy, ry olona rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh ianareo, ry firenena rehetra, mankalazà Azy, ry vahoaka rehetra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO, ry firenena rehetra; Mihobia Azy, ry vahoaka rehetra.
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO, ry firenena rehetra; omeo voninahitra Izy, ry olona rehetra.
malagasy
[Fiantsoana izao firenena rehetra izao hidera an'i Jehovah] Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.