Psalms 117:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lehibe ny famindrampony amintsika ary mandrakizay ny fahamarinan’NY TOMPO. Haleloia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa lehibe ny hatsaram-pony amintsika, ary maharitra mandrakizay ny fahamarinan’i Iaveh. Aleloia!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa lehibe tokoa ny fitiavany antsika ary mandrakizay ny fahamarinany. Haleloià!
Malagasy Bible 1865
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lehibe ny famindrampony amintsika ary mandrakizay ny fahamarinan’NY TOMPO. Haleloia*.
malagasy
Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.