Psalms 118:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miderà an’i Iaveh, fa tsara fo Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miderà ny TOMPO ianareo fa tsara Izy: –eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany!
Malagasy Bible 1865
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miderà NY TOMPO fa tsara Izy; fa mandrakizay ny famindrampony.
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny famindram-pony, indrindra noho ny namaliany ny vavaka nataon'ny mpanompony sy ny namonjeny azy tamin'ny fahavalony] Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy; Eny, mandrakizay ny famindram-pony.